Tolotra iombonana mafy hiatrehana ny lozan’ny afo
RAHA TE HAHAZO NY ANTONTAN-KEVITRA FENO AMIN'NY TENY MALAGASYFepetra 11 hiadiana amin'ny dorotanety mizara amin'ny lafiny lehibe 4, manomboka amin'ny…
Fanadihadiana, fikarohana, paikady iarahan’ny mpisehatra maro, ary fitaovana enti-misolo vava : jereo ireo famoahan’ny INDRI izay mamelona ny fandinihana sy ny hetsika ho an’ny fitomboana maitso sady mampiaty eto Madagasikara.
TSINDRIO ETO HISINTONANA NY DRAFITRA STRATEJIKA Tonga ny fotoana ! Faly sy mirehareha ny INDRI manolotra ny Drafitra stratejika ho an’ny 2025-2030. Taorian’ny iray taona mahery niasana, dia indro ny vokany. Tsy fitarihan-dalana fotsiny ho an’ny asantsika ho avy ity drafitra ity, fa porofo koa ny faharesentsika lahatra hanova ny lasitra fanaon-draharaha. Mampiseho ny fanoloran-tenantsika […]
Fitaovana fampiroboroboana
RAHA TE HAHAZO NY ANTONTAN-KEVITRA FENO AMIN'NY TENY MALAGASYFepetra 11 hiadiana amin'ny dorotanety mizara amin'ny lafiny lehibe 4, manomboka amin'ny…
Famakafakana ny asa soratra
Ny tsy fitovian-tsosialy, ny vaindohan-draharaha ara-toetrandro, ny fianjeran'ny zavamananaina samihafa, ny fandrahonana mihatra amin'ny demokrasia… ny lisitr'ireo fanamby atrehintsika sy…
Famoaham-boky sy famakafakana stratejika
Tsindrio eto hisintonana ny antontan-taratasy.Eo amin'ny asantsika miaraka amin'ny Critical Ecosystem Partnership Fund (CEPF), dia manome Rafitra fitantanana ny fitarainana…
Famoaham-boky sy famakafakana stratejika
TSINDRIO ETO HISINTONANA NY DRAFITRA STRATEJIKATonga ny fotoana ! Faly sy mirehareha ny INDRI manolotra ny Drafitra stratejika ho an'ny…
Famoaham-boky sy famakafakana stratejika
Nahoana no tena ilaina ny faharanitan-tsaina artifisialy amin'ny fanamafisana ny tambajotran-jiro amin'ny hoavy.
Famoaham-boky sy famakafakana stratejika
Mampiseho ny lalana tokony izorana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Tropical Biodiversity & Social Enterprise (TBSE) sy ny Ecosia. Ny tetikasa…
Famakafakana ny asa soratra
Tanatin’ny taona maro izay, dia betsaka amin’ireo toeram-pambolena an-tanàn-dehibe sy ny faritra maitso no simba. Izany dia noho ny fandrosoana…
Famakafakana ny asa soratra
Tsy ilay fanitrihana zana-kazo anaty tany ihany no atao hoe fambolen-kazo. Mila fanomanana tsara sy fanaraha-maso hentitra izany mba ho…
Famakafakana ny asa soratra
Tao anatin’ny 60 taona lasa izay, dia 44%-n’ny ala voajanaharin’i Madagasikara no potika. Manoloana ny mety ho trangana haintany eto…
Famakafakana ny asa soratra
Mirefy 5 600km ny morontsiraka manan-karena @rohivoahary mamokatra (haran-dranomasina, Ala Honko, bozaka). Arak’izany, afaka mandray anjara feno amin’ny fihariana manga i…
Famoaham-boky sy famakafakana stratejika
Mpisehatra miisa 100 mahery no niara-namaritra ny sata mifehy ny karazana fomba fanao mahomby, mba hanamorana ny fandrakofana ala an’i…
Famakafakana ny asa soratra
Madagasikara : Inona ireo tombana sy azo ambara momba ny COP 26 ? Dinidinika niarahana tamin’i Vatosoa Rakotondrazafy Firenena fahaefatra ianjadian’ny fiovan’ny…
Famakafakana ny asa soratra
« Fiovan’ny toetrandro, kihon-dalana ho an’i Madagasikara Firenena fahaefatra ianjadian’ny fiovan’ny toetrandro i Madagasikara. Efa hita sy tsapa ny vokatr’izany ankehitriny…
Famoaham-boky sy famakafakana stratejika
Rehefa miresaka ny fanamaitsoana an’i Madagasikara dia mby an-tsaina avy hatrany ny fambolen-kazo, fa tsy izany ihany anefa !…
Famakafakana ny asa soratra
Ny ala maina ao Menabe dia tena harena be tokoa ho an’ny firenena. Ahitana karazam-biby sy zava-maniry mampiavaka an’i Madagasikara…
Famakafakana ny asa soratra
Taratasy misokatra navoaka tao amin’ny L’Express de Madagascar tamin’ny 25 Janoary 2020 Manana fanamby lehibe ny Filohan’ny Repoblika : handrakotra…
Midira ao amin’ny tranomboky nomerika lehibe indrindra ahitana tahirin-kevitra momba ny tontolo iainana sy ny fitomboana maitso sady mampiaty eto Madagasikara. Tsidiho ny INDRI Connect.
Misy zava-misy roa lehibe tsikaritra :
Vokatr’izany, tetikasa maro no mbola manomboka avy amin’ny pejy fotsy.
INDRI Connect dia banky angona izay efa ahitana mpisehatra 100 sy tahirin-kevitra 300. Sehatra misokatra ho an’ny fandraisan’anjaran’ny rehetra izy io, sady mora ampiasaina. Afaka misoratra anarana ny tsirairay mba hanampy angona, ary afaka mampiasa sivana mazava sy tsotra hitadiavana ny vaovao ilaina.
Ampiasao ary ampahafantaro ity fitaovana ity.