Natomboka tamin’ny taona 2024, ny INDRI Connect dia tranomboky nomerika iarahan’ny rehetra mandray anjara, natokana ho an’ny tontolo iainana sy
INDRI dia mitana anjara toerana manan-danja eo amin’ny fisoloana vava manodidina ity tetikasa ity. Manetsika ireo mpisehatra izahay, mandray anjara
D4R dia fandraisana andraikitra iray mifototra amin’ny fikarohana sy ny fisoloana vava, izay mikendry ny hanatsara ny fahombiazan’ireo tetikasa fanarenana
Fanamby lehibe ara-tontolo iainana, ara-tsosialy ary ara-pahasalamana eto Madagasikara ny fandrahoan-tsakafo madio, satria mbola miankina betsaka amin’ny kitay sy ny
INDRI dia manohana ireo mpandraharaha sy start-ups mirotsaka amin’ny asa mitondra fiantraikany tsara eo amin’ny tontolo iainana sy ny fiarahamonina.
INDRI dia mamolavola tsikelikely fandaharanasa iray natokana ho an’ny sehatra an-tanàn-dehibe, indrindra eto Antananarivo. Ny tanjona dia ny hanetsika ny
ALAMINO dia fandraisana andraikitra iray mampivondrona mpisehatra maherin’ny 250 avy amin’ny fanjakana, ny sehatra tsy miankina ary ny fiarahamonim-pirenena, mba
Tamin’ny taona 2025, napetrakay ho ivon’ny adihevitra nasionaly ny fitomboana maitso sy mahafaoka. Tamin’ny alalan’ny fihaonambe iraisam-pirenena, ny fanetsiketsehana ny