• Ahoana ny fomba iarovana ny ala ao Menabe ? Fanadihadiana niarahana tamin’i Linjasoa Rakotomalala

    Ny ala maina ao Menabe dia tena harena be tokoa ho an’ny firenena. Ahitana karazam-biby sy zava-maniry mampiavaka an’i Madagasikara ao aminy, manomboka amin’ireo baobab tena lehibe indrindra ka hatramin’ireo gidro madinika indrindra eran-tany. Tao anatin’ny 20 taona dia ripaka ny antsasak’io ala io. Raha tsy hilaza afatsy ny taona 2020 fotsiny ohatra, dia faritra […]

    Continue reading

  • MAMPIHATRA IREO FENITRA 10 MAMPAHOMBY NY FANDRAKOFANA ALA AN’I MADAGASIKARA NY ONG DRY FOREST

    Tsy ilay fanitrihana zana-kazo anaty tany ihany no atao hoe fambolen-kazo. Mila fanomanana tsara sy fanaraha-maso hentitra izany mba ho tsara kalitao sy hahazoam-bokatra ny fambolen-kazo atao. Ary azon-dry zareo avy ao amin’ny Dry Forest tsara mihitsy izany.  Nozarain’i Hamill Harrisson, Tale mpanatanteraka ao amin’ny Dry Forest, ny heviny sy ny hevitry ny ekipany momba […]

    Continue reading
  • MISE EN OEUVRE DES 10 PRINCIPES PAR L’ONG DRY FOREST

    Le reboisement est bien plus qu’une action de mise en terre des jeunes plants. Cela nécessite une préparation minutieuse et un suivi rigoureux pour qu’il soit qualitatif. L’ONG Dry Forest, membre de l’initiative Alamino, l’a bien compris.  Hamill Harrisson, Directeur Exécutif de Dry Forest, nous partage son ressenti et celui de son équipe sur les […]

    Continue reading
  • FAMPAHOMBIAZANA NY FANDRAKOFANA ALA : MANARAKA IREO FENITRA 10 NY ORINASA BONDY

    Tao anatin’ny 60 taona lasa izay, dia 44%-n’ny ala voajanaharin’i Madagasikara no potika. Manoloana ny mety ho trangana haintany eto amin’ny firenena, dia maro ireo tetikasa sy hetsika fambolen-kazo natao hamadihana ny rasa. Indrisy anefa, fa raha te handrakotra ala indray ny firenena, dia tsy ampy ny fanatsatohana hazo fotsiny. Ny fambolen-kazo dia fandraisana andraikitra […]

    Continue reading
  • RÉUSSIR LA REFORESTATION : BONDY APPLIQUE LES 10 PRINCIPES !

    Madagascar a perdu 44% de ses forêts primaires durant les 60 dernières années. Face au risque de désertification du pays, les initiatives et actions de reboisement ont été nombreuses pour essayer de renverser la tendance. Malheureusement, pour reforester un pays, il ne suffit pas à planter des arbres. La reforestation est un engagement beaucoup plus […]

    Continue reading

© 2023 Indri. All Rights Reserved.