MAMPIHATRA IREO FENITRA 10 MAMPAHOMBY NY FANDRAKOFANA ALA AN’I MADAGASIKARA NY ONG DRY FOREST

Tsy ilay fanitrihana zana-kazo anaty tany ihany no atao hoe fambolen-kazo. Mila fanomanana tsara sy fanaraha-maso hentitra izany mba ho tsara kalitao sy hahazoam-bokatra ny fambolen-kazo atao. Ary azon-dry zareo avy ao amin’ny Dry Forest tsara mihitsy izany. 

Nozarain’i Hamill Harrisson, Tale mpanatanteraka ao amin’ny Dry Forest, ny heviny sy ny hevitry ny ekipany momba ireo Fenitra 10 mampahomby ny fandrakofana ala an’i Madagasikara. Ho tantarainy amintsika ihany koa ny zavatra nandalovany nandritra ny fanarahany ireo Fenitra 10 ireo. 

Inona no nanosika anareo hampihatra ireo Fenitra 10 ?

Azo tanterahina ve izy ireo, ary inona no hitanareo mampiavaka sy mahatsara azy ?

Nanomboka oviana no nampiharanareo ireo Fenitra 10 ary teboka firy no efa fenonareo ?

Inona ireo olana nosedrainareo tamin’ny fampiharana azy ireo ary nanao ahoana ny fiatrehana izany ?

Inona àry ny hafatrareo ho an’ireo fikambanana na vondrona te hanatanteraka fambolen-kazo ?

Raha te hamaky ireo FENITRA 10 MAMPAHOMBY NY FANDRAKOFANA ALA AN’I MADAGASIKARA, araho ity rohy ity : https://indri.solutions/2022/03/01/10-principes-mg/

Post a comment