• « Unir les acteurs de la mer à Madagascar » Interview de Vatosoa Rakotondrazafy

    Vatosoa est une leader de la société civile engagée depuis 8 ans pour une meilleure gestion des ressources marines à Madagascar. Elle revient sur son parcours et nous parle de l’Agora Bleue, une initiative innovante pour faire face aux enjeux côtiers et marins du pays. Avec 5600 km de côtes riches en écosystèmes productifs (récifs, […]

    Continue reading
  • « Hampiray ireo mpisehatra amin’ny ranomasina eto madagasikara » Resadresaka miaraka amin’i Vatosoa Rakotondrazafy

    Mirefy 5 600km ny morontsiraka manan-karena @rohivoahary mamokatra (haran-dranomasina, Ala Honko, bozaka). Arak’izany, afaka mandray anjara feno amin’ny fihariana manga i Madagasikara, toy ny jono maharitra, fiompiana trondro ary fizahan-tany maharitra sy mikajy ny tontolo iainana. Marefo anefa ny sisin-tany malagasy ary betsaka ireo singa mamaritra izany : fanapotehana sy ny fanimbana mihoampampana, izay toeram-ponenan’ireo vondron’olona ifotony […]

    Continue reading
  • « Fiovan’ny toetrandro, kihon-dalana ho an’i Madagasikara »

    « Fiovan’ny toetrandro, kihon-dalana ho an’i Madagasikara   Firenena fahaefatra ianjadian’ny fiovan’ny toetrandro i Madagasikara. Efa hita sy tsapa ny vokatr’izany ankehitriny ary mbola hiombo hatrany amin’ny taona hifanesy. Na dia miaina izany aza Madagasikara dia mbola maro ireo lohahevitra izay laharam-pahamehana ary tsy azo ihodivirana toy ny : fahantrana, kere, tsy fahampian’ny fotodrafitrasa, sns. Kanefa, ny fiovan’ny […]

    Continue reading

© 2024 Indri. All Rights Reserved.